plt-x-antaifasy_gal_text_reg/03/06.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 6 Ako i Abrahama "nino an'Andriamanitry sady nisaigny ho fahamarinagny izany," \v 7 da akô izany, fantaro, fa indreo izay amin'e finoagny da zanak'i Abrahama. \v 8 Gne Soratry Masigny, nahita mialoha fa Andriamanitry hagnamarigny indreo Jentilisa amin'e finoagny, da nitory gne filazantsara mialoha tamin'i Abrahama, nizaka hoe: "Avy aminao gne hitahiagny gne firenegny rehetra."\v 9 Koa, indreo izay amin'e finoagny da voatahy miaraky amin'i Abrahama, izay olon'e finoagny.