plt-x-antaifasy_gal_text_reg/02/20.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 20 Nofantsihagny niaraky tamin'i Kristy iao. Tsy iao sanaky e velogny, fa i Kristy e velogny agnatiko atoa. E fianagny iaignako amin'izao fotoagny izao da iaignako ame finoagny e Zanak'Andriamanitry, izay tia anà sady nanolotry e tegnany ho anà. \v 21 Tsy agniliky e fahasoavan'Andriamanitry iao, fa raha azo ame lalàgny e fahamarinagny, da tsy misy dikany e nahafatesan'i kristy!