plt-x-antaifasy_gal_text_reg/02/15.txt

1 line
370 B
Plaintext

\v 15 Fa antsika da Jiosy tame alalan'e fahaterahagny fa tsy mpanota jentilisa; \v 16 fantatsika anefa fa tsy misy olo hamarinin'e asan'e lalàgny fa ame alalan'e finoagny an'i Kristy Jesosy. Antsika avakoa da avy ame finoagny an'i Jesosy Kristy mba ho hamarinigny ame finoagny an'i Kristy fa tsy ame asan'e lalàgny. Fa tsy hisy nofo hohamarinigny ame asan'e lalàgny.