plt-x-antaifasy_gal_text_reg/02/06.txt

1 line
498 B
Plaintext

\v 6 Fa e noheverigny ho manan-ndanja(ndre ino ndre ino indreo da tsy mampagnino ana, Andriamanitry da tsy miangatry) _ zakaiko,indreo, izay heverigny ho manan-danja da tsy nagnampy ndre ino ndre ino tamina.\v 7 Mifanohitry amin'izany, hitandreo fa nagnankinagny e Filazantsara ho ndreo tsy voafora iao, akò e nagnankinan'i Petera e Filazantsara ame voafora.\v 8Fa Andriamanitry, izay niasa tao amin'i Petera ho ame maha-apostoly ho an'izay voafora, da niasa tamina tatoa avakoa ho an'e Jentilisa.