plt-x-antaifasy_gal_text_reg/02/03.txt

1 line
342 B
Plaintext

\v 3 Fa ndre i Titosy, izay niaraky tamina izay Grika, da nodridrigny hoforagny. \v 4 Niditry mangingigny io rahalà sandoky io mba hitsikilo e fahafahagny anagnanay ao amin'i Kristy Jesosy. Nagniry e hagnandevo anay indreo,\v 5 fa tsy nety nagneky an'izany ndre ho fotoagny kidikidy iay, mba hipetrahan'e fahamarinan'e Filazantsara aminareo.