plt-x-antaifasy_gal_text_reg/02/01.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 1 Efatry ambin'ny folo taogny taty afara da niakatry ta Jerosalema indraiky iao niaraky tamin'i Barnabasy, da nitondra an'i Titosy niaraky tamina. \v 2 Niakatry tagny nohon'e fagnambaragny raiky iao da nametraky tamindreo e filazantsara izay toriko ame Jentilisa. Niresaky mitokagny tame noeritreretigny ho manandanja iao, mba azahoagny antoky fa tsy niazakazaky na efa niazakazaky very maigny iao.