plt-x-antaifasy_gal_text_reg/01/21.txt

1 line
393 B
Plaintext

\v 21 Avy teo iao da nandeha tagny ame faritr'i Syria sy Kilikia. \v 22 Tsy mbola fantatry teo amin'e fiangonan'i Jodia izay ao amin'i Kristy iao. \v 23 Regnindreo fotsiny gne voazaka hoe : " Igny lelà izay nagnenjiky antsika taloha amin'izao fotoagny izao igny da nagnambara gne finoagny izay niezahany nopotehigny taloha." \v 24 Noho izany indreo da nidera an'Andriamanitry nohon'e aminà.