plt-x-antaifasy_gal_text_reg/01/18.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 18 Da telo taogny tafara taty da niakatry tagny Jerosalema mba hifankafantatry tamin'i Kefasy iao sady nijanogny niaraky tamin'azy nandritry gne dimy ambin'ny folo andro . \v 19 Fa I Jakoba avao gne hitako tamin'e Apostoly ,da igny rahalàn'i Tompo igny.\v 20 Da ao ame raha saratako ho anareo, da nagnome toky anareo iao eo egnatrehan'Andriamanitry, fa tsy mavandy iao .