plt-x-antaifasy_gal_text_reg/01/11.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 11 Ô rahalàko , fa tiako Ho fantatrareo , fa gne Filazantsara izay nambarako da tsy filazantsaran'olombelogny.\v 12 Tsy tamign'olo gne nazahoako an'izany, na nampianarigny anà izany . Kanefa , izany da fagnambaran'i Kristy Jesosy taminà.