plt-x-antaifasy_gal_text_reg/01/08.txt

1 line
555 B
Plaintext

\v 8 Fa ndre iay , ndre gn'anjely avy agny an-dagnitry aza gne hitory Filazantsara hafa aminareo noho izay nitorianay taminareo, da lonoky izy ho voahozogny. \v 9 Araky gne nozakainay taloha , da amin'izao fotoagny izao iao magnambara indraiky hoe : " Raha misy olo magnambara aminareo Filazantsara hafa noho izay azonareo da lonoky izy ho voahozogny ." \v 10 Sa, iao amin'izao fotoagny izao mitady gne fagneken'olo sa Andriamanitry ? Sa iao gne mitady izay hampifaly gn'olo ? Raha mbola manohy miezaky gne hampifaly olo iao , da tsy mpanompon'i Kristy .