plt-x-antaifasy_gal_text_reg/01/06.txt

1 line
305 B
Plaintext

\v 6 Gaga iao raha hoe niala nalaky tamin'e nangaiky anareo tame fahasoavan'i Kristy anareo.Gaga iao fa mitodiky ho ame filazantsara hafa anareo. \v 7 Tsy midika izany fa misy filazantsara hafa ndre da eo izany , fa misy olo maromaro izay magnakorotagny anareo sady te hagnova gne filazantsaran'i Kristy.