plt-x-antaifasy_gal_text_reg/01/03.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 3 Fahasoavagny ho aminareo sady fiadanagny avy amin'Andriamanitry Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo , \v 4 izay nagnome gne tegnany ho an'e fahotantsika mba hagnafahagny antsika amin'izao andron'e faharatsiagny izao , araky gne sitrapon'Andriamanitry izy ame Raintsika , \v 5 ho an'Azy anie gne voninahitry mandrakizay doria. Amena.