diff --git a/03/15.txt b/03/15.txt index 9252399..713c3bc 100644 --- a/03/15.txt +++ b/03/15.txt @@ -1 +1 @@ -E rahala, avelay iao hizaka araky gne fanin'e olo. Ao amin'e fifagnarahagny ataon'e olo, tsy misy afaky magnafoagny na magnampy izay ao, refa tafapetraky gne lalagny izany. Sady gne fampagnantenagny da nizakainy tamin'i Abrahama izy amin'e taranakiny. Tsy mizaka an'izany hoe \ No newline at end of file +E rahala, avelay iao hizaka araky gne fanin'e olo. Ao amin'e fifagnarahagny ataon'e olo, tsy misy afaky magnafoagny na magnampy izay ao, refa tafapetraky gne lalagny izany. Sady gne fampagnantenagny da nizakainy tamin'i Abrahama izy amin'e taranakiny. Tsy mizaka izany hoe: "ho an'e taranaky," manondro olo maro, f'izy olo raiky avao." \ No newline at end of file