auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-01-20 07:09:25 -05:00 committed by root
parent 9e9134bd8e
commit d92c68af7e
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
E ry Galatiana Mola! Ia gne namosavy anareo? Tamasonareo mitsy gne nagnaboahagny an'i Jesosy Kristy voafantsiky. Izao avao gne raha tiako ianaragny aminareo: Nandray gne Fanahy tamign'asan'e lalagny sa tamin'e finoagny izay regninareo anareo? Mola tokOtry me anareo? Niatomboky tamin'e Fanahy anareo, da hiafaragny amin'e nofo amin'izao?
\v 1 \v 2 \v 3 E ry Galatiana Mola! Ia gne namosavy anareo? Tamasonareo mitsy gne nagnaboahagny an'i Jesosy Kristy voafantsiky. Izao avao gne raha tiako ianaragny aminareo: Nandray gne Fanahy tamign'asan'e lalagny sa tamin'e finoagny izay regninareo anareo? Mola tokOtry me anareo? Niatomboky tamin'e Fanahy anareo, da hiafaragny amin'e nofo amin'izao?

View File

@ -1 +1 @@
Fa raha tena zava-pOgny tokOtry ary izany, da efa niaritry raha maro tamin'e tsy misy dikany anareo? izy gne magnome gne fagna anareo sady magnano asa mahagaga aminareo me da magnano izany amign'asan'e lalagny, sa amin'e fitenomagny amin'e finoagny?
\v 4 \v 5 Fa raha tena zava-pOgny tokOtry ary izany, da efa niaritry raha maro tamin'e tsy misy dikany anareo? izy gne magnome gne fagna anareo sady magnano asa mahagaga aminareo me da magnano izany amign'asan'e lalagny, sa amin'e fitenomagny amin'e finoagny?

View File

@ -1 +1 @@
Ako i Abrahama "nino an'Andriamanitry sady nisaigny ho fahamarinagny izany," da ako izany, fantaro, fa indreo izay amin'e finoagny da zanak'i Abrahama. Gne Soratry Masigny, nahita mialoha fa Andriamanitry hagnamarigny indreo Jentilisa amin'e finoagny, da nitory gne filazantsara mialoha tamin'i Abrahama, nizaka hoe: "Avy aminao gne hitahiagny gne firenegny rehetra." Koa, indreo izay amin'e finoagny da voatahy miaraky amin'i Abrahama, izay olon'e finoagny.
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Ako i Abrahama "nino an'Andriamanitry sady nisaigny ho fahamarinagny izany," da ako izany, fantaro, fa indreo izay amin'e finoagny da zanak'i Abrahama. Gne Soratry Masigny, nahita mialoha fa Andriamanitry hagnamarigny indreo Jentilisa amin'e finoagny, da nitory gne filazantsara mialoha tamin'i Abrahama, nizaka hoe: "Avy aminao gne hitahiagny gne firenegny rehetra." Koa, indreo izay amin'e finoagny da voatahy miaraky amin'i Abrahama, izay olon'e finoagny.