auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-01-20 07:09:25 -05:00 committed by root
parent e77ae5d3d2
commit c4b221dd3b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 25 \v 26 Sady talohan'ny gne nahatongavan'e finoagny, antsika da nitazomigny ho babo tambanin'gne lalagny, nigadraigny mandra-pisehoan'gne finoagny.\v 24 Avy eo gne lalagny da lasa mpiambigny antsika nandra-piavian'i Kristy, mba ho voamarigny amin'e finoagny antsika. Fa izao da avy izany finoagny izany, ka tsy eo ambanin'e mpiambigny mitsy antsika. Fa anareo agnaby da zanak'Andriamanitra ao amin'e finoagny an'i Kristy Jesosy.
\v 26 Sady talohan'ny gne nahatongavan'e finoagny, antsika da nitazomigny ho babo tambanin'gne lalgny, nigadraigny mandra-pisehoan'gne finoagny.\v 24 Avy eo gne lalagny da lasa mpiambigny antsika nandra-piavian'i Kristy, mba ho voamarigny amin'e finoagny antsika.\v 25 Fa izao da avy izany finoagny izany, ka tsy eo ambanin'e mpiambigny mitsy antsika. \v 23 Fa anareo agnaby da zanak'Andriamanitra ao amin'e finoagny an'i Kristy Jesosy.