Thu Jan 23 2020 11:22:44 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-23 11:22:44 -05:00
parent 1e47768230
commit a350402326
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Iteo gne hazakaben'e soratry izay nosoratan'e tagnako ho anareo. \v 12 Indreo te hiseo ho tsara ame nofo miezaky manery anareo mba hoforaigny. Mambotry anizany indreo mba hialany ame hagnenjehagny nohony gnamin'e hazofijalian'i Kristy. \v 13 Ndre da indreo tsy voafora aza da tsy mitandrigny gne lalàgny, nefa tian-dreo hoforaigny anareo mba hiheboheboan-dreo ame nofonareo.
\v 11 Iteo gne hazakaben'e soratry izay nosoratan'e tagnako ho anareo. \v 12 Indreo te hiseo ho tsara ame nofo e miezaky manery anareo mba hoforaigny. Mambotry izany indreo mba hialany ame fagnenjehagny nohon'e gn'amin'e hazofijalian'i Kristy. \v 13 Ndre da indreo tsy voafora aza da tsy mitandrigny gne lalàgny, nefa tian-dreo hoforaigny anareo mba hiheboheboan-dreo ame nofonareo.