auto save
This commit is contained in:
parent
74d570d44d
commit
a2c205e1e7
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ako i Abrahama "nino an'Andriamanitry sady nisaigny ho fahamarinagny izany," da ako izany, fantaro, fa indreo izay amin'e finoagny da zanak'i Abrahama. Gne Soratry Masigny, nahita mialoha fa Andriamanitry hagnamarigny indreo Jentilisa amin'e finoagny, da nitory gne filazantsara mialoha tamin'i Abrahama, nizaka hoe: "Avy aminao gne hitahiagny gne firenegny rehetra." Koa, indreo izay amin'e finoagny da voatahy miaraky amin'i Abrahama,
|
||||
Ako i Abrahama "nino an'Andriamanitry sady nisaigny ho fahamarinagny izany," da ako izany, fantaro, fa indreo izay amin'e finoagny da zanak'i Abrahama. Gne Soratry Masigny, nahita mialoha fa Andriamanitry hagnamarigny indreo Jentilisa amin'e finoagny, da nitory gne filazantsara mialoha tamin'i Abrahama, nizaka hoe: "Avy aminao gne hitahiagny gne firenegny rehetra." Koa, indreo izay amin'e finoagny da voatahy miaraky amin'i Abrahama, izay olon'e finoagny.
|
Loading…
Reference in New Issue