auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-01-20 07:04:18 -05:00 committed by root
parent 1f75d20a41
commit 976621da13
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Da izao gne tiako ho zakaigny: "Gne lalagny, izay avy telo-polo sy efa-jato taogny tafara taty, da tsy hahafoagny gne fagnekegny izay efa napetrak'Andriamanitry mialoha. Fa raha avy amin'e lalagny gne lova, da tsy avy amin'e fampagnantenagny koa izany. Fa Andriamanitry nagnome izany an'i Abrahama tamign'alalan'e fampagnantenagny.
\v 17 \v 18 Da izao gne tiako ho zakaigny: "Gne lalagny, izay avy telo-polo sy efa-jato taogny tafara taty, da tsy hahafoagny gne fagnekegny izay efa napetrak'Andriamanitry mialoha. Fa raha avy amin'e lalagny gne lova, da tsy avy amin'e fampagnantenagny koa izany. Fa Andriamanitry nagnome izany an'i Abrahama tamign'alalan'e fampagnantenagny.

View File

@ -1 +1 @@
Ino, zany, gne tanjon'e lalagny? Nasiagny izany noho gne fandikan-dalagny, mandra-piavian'e taranak'i Abrahama eo amin'izay nanaovagny gne fampagnantenagny. Gne lalagny da nanin'e mpanalalagny raiky ho manan-kery tamign'alalan'e anjely. Gne mpanalalagny da midika olo mihoatry gne raiky, kanefa Andriamanitra da raiky.
\v 19 \v 20 Ino, zany, gne tanjon'e lalagny? Nasiagny izany noho gne fandikan-dalagny, mandra-piavian'e taranak'i Abrahama eo amin'izay nanaovagny gne fampagnantenagny. Gne lalagny da nanin'e mpanalalagny raiky ho manan-kery tamign'alalan'e anjely. Gne mpanalalagny da midika olo mihoatry gne raiky, kanefa Andriamanitra da raiky.