Fri Jan 24 2020 12:25:35 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 12:25:36 -05:00
commit 945c000d76
27 changed files with 57 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 \v 2 Paoly, Apostoly, tsy apostoly avy tame olo na tame alalan'e olo, fa avy tamin'i Jesosy Kristy izy ame Andriamanitry Abatsika, izay nanangagny Anazy tame maty, da e rahala agnaby miaraky amina, da ho an'e Fiangonagny Galatianina.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Fahasoavagny ho aminareo da fiadanagny latame Andriamanitry Abatsika izy am'i Kristy Jesosy, izay nanolotry e tegnany ho ane fahotsantsika mba hagnafahagny antsika amin'izao andron'e faharatsiagny izao, arak'e sitrapon'Andriamanitry Abatsika, ho anazy anie e vononahitry mandrakizay doria. Amena.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Efatry ambin'ny folo taogny taty afara da niakatry ta Jerosalema indraiky iao niaraky tamin'i Barnabasy, da nitondra an'i Titosy niaraky tamina. \v 2 Niakatry tagny nohon'e fagnambaragny raiky iao da nametraky tamindreo e filazantsara izay toriko ame Jentilisa. Niresaky mitokagny tame noeritreretigny ho manandanja iao, mba azahoagny antoky fa tsy niazakazaky na efa niazakazaky very maigny iao.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa ndre i Titosy, izay niaraky tamina izay Grika, da nodridrigny hoforagny. \v 4 Niditry mangingigny io rahalà sandoky io mba hitsikilo e fahafahagny anagnanay ao amin'i Kristy Jesosy. Nagniry e hagnandevo anay indreo,\v 5 fa tsy nety nagneky an'izany ndre ho fotoagny kidikidy iay, mba hipetrahan'e fahamarinan'e Filazantsara aminareo.

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa e noheverigny ho manan-ndanja(ndre ino ndre ino indreo da tsy mampagnino ana, Andriamanitry da tsy miangatry) _ zakaiko,indreo, izay heverigny ho manan-danja da tsy nagnampy ndre ino ndre ino tamina.\v 7 Mifanohitry amin'izany, hitandreo fa nagnankinagny e Filazantsara ho ndreo tsy voafora iao, akò e nagnankinan'i Petera e Filazantsara ame voafora.\v 8Fa Andriamanitry, izay niasa tao amin'i Petera ho ame maha-apostoly ho an'izay voafora, da niasa tamina tatoa avakoa ho an'e Jentilisa.

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 I Jakoba, Kefasy, da Jaona, izay fantatry fa agnisan'e nagnorigny e Fiangonagny, refa nahalala e fahasoavagny izay omegny ana, da nagnome e tagna ankavanan'e fiombonagny ho anay am'i Barabasy indreo. Nanindreo izany mba ahafahanay mandea ame Jentilisa agny, sady mba ahafahandreo mandea ame voafora. \v 10Nangataky fotsiny indreo mba ahatsiarovanay e mahantra, da e raha tiako aniko tokôtry.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa refa avy tagny Antioka i Kefasy, da nanohitry anazy t'amasony iao satria voazaka fa diso izy. \v 12Talohan'e nevisan'io lelà sasany avy lata amin'i Jakoba io, da miaraky misakafo ame Jentilisa eo mintsy i Kefasy. Fa raha avy io lelà maromaro io, da nijanogny izy sady nisitaky lavitry e jentilisa. Nalia e olo nitàky famoragny izy.

2
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 13 E sisa tame Jiosy koa moa da niaraky tam'izany fiatsarambelatsihy izany. Ndre i Barnabasy aza da voavily lalagny niaraky tamindreo tame fiatsaram-belatsihindreo. \v 14 Fa refa hitako fa tsy magnaraky fahamarinan'e filazantsara e fitondran-tegnandreo, da nizaka tamin'i Kefasy
ankatrefandreo iao hoe: "Raha Jiosy anao ka miaigny ako e Jentilisa fa tsy ako e Jiosy, akoignaia e ahafahanao handetry e jentilisa hiaigny ako e Jiosy?"

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Fa antsika da Jiosy tame alalan'e fahaterahagny fa tsy mpanota jentilisa; \v 16 fantatsika anefa fa tsy misy olo hamarinin'e asan'e lalàgny fa ame alalan'e finoagny an'i Kristy Jesosy. Antsika avakoa da avy ame finoagny an'i Jesosy Kristy mba ho hamarinigny ame finoagny an'i Kristy fa tsy ame asan'e lalàgny. Fa tsy hisy nofo hohamarinigny ame asan'e lalàgny.

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa raha mitady hohamarinigny ao amin'i Kristy antsika, antsika avakoa, da hita fa mpanota, sa mandrisiky ame fahotagny i Kristy? Avy da diso izany! \v 18 Fa raha manangagny indraiky e raha efa noravako taloha iao, da magnaporofo e tegnako ho mpandika lalàgny iao zay. \v 19 Fa tame lalàgny e nahafatesako ame lalàgny, mba ho velogny ho amin'Andriamanitry iao.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Nofantsihagny niaraky tamin'i Kristy iao. Tsy iao sanaky e velogny, fa i Kristy e velogny agnatiko atoa. E fianagny iaignako amin'izao fotoagny izao da iaignako ame finoagny e Zanak'Andriamanitry, izay tia anà sady nanolotry e tegnany ho anà. \v 21 Tsy agniliky e fahasoavan'Andriamanitry iao, fa raha azo ame lalàgny e fahamarinagny, da tsy misy dikany e nahafatesan'i kristy!

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ho ame fahafahagny gne nagnafahan'i Kristy antsika. Mioregna tsara, noho izany, ka magneky ho ambany ziogan'e fagnandevozagny koa. \v 2 Itoa, Iao, Paoly, mizaka aminareo fa raha mazoto ho foragny anareo, da tsy hahasoa anareo ame fomba maro amin'i Kristy.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Mijoro vavolombelo ame olo tsiraikiraiky izay mamela gne tegnany ho voafora indraiky iao fa voatery hagnaraky gne lalàgny agnaby izy. \v 4 Tafasaraky tamin'i Kristy anareo, izay te ho hamarignigny ame lalagny; sady tsy miaigny ame fahasoavagny sanaky anareo.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa ame alalan'e Fagnahy, ame finoagny gne handraisatsika fatratry gne fagnantegnagny gne fahamarinagny. \v 6 Amin'i Kristy Jesosy da tsy midika ndre ino ndre ino na voafora na tsy voafora, fa gne finoagny da miasa ame fitiavagny avao.\v 7 Fa nihazakazaky tsara anareo. Ia gne nisakagny anareo amin'e fankatoavagny gne marina? \v 8 Izany fandresen-dahatry izany da tsy avy amin'azy nangaiky anareo.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Lalivay kidikidy gne ampitombo gne koba agnaby. \v 10 Fa matoky gne Tompo iao fa tsy handray fomba fijery hafa anareo. Fa gne raiky izay mampikorontagny anareo gne hagnefa sazy, ndre ia izy ndre ia izy.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 E rahala! raha mbola mitory gne ame famoragny iao, nagnino iao gne mbola enjehigny? amin'izay da ho afaky tokotry fahafitohinan'e hazo fijaliagny. \v 12 Fa ho andreo izay magnakorontagny anareo, enga anie ka hanapaky e tegnany indreo!

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa nangiagny ho ame fahafahagny anareo, rahalà. nefa ka ampiasaigny ho irikiy amin'e filan'e nofo gne fahafahanareo; f'izy amign'alalan'e fitiavagny da mifanompoa.\v 14 Fa gne lalàgny agnaby da tanteraky ao ame didy raiky; ao amin'gne: "Tsy maintsy mitia e namanao ako e tegnanao anao." \v 15 Fa raha mifagnekitry sady mifampihinagny anareo, da mitandrema sao hifandringagny.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa hoy iao se, mandiana arak'e Fagnahy da tsy hahatanteraky izay filan'e nofo anareo. \v 17 Fa manohitry gne Fagnahy gne filan'e nofo, da manohitry gne filan'e nofo gne fagnirian'e Fagnahy. Fa mifanohitry indreo, mba tsy hahafahanareo magnano izay raha tianareo. \v 18 Fa raha tarihin'e Fagnahy anareo da tsy ho ambanin'e lalàgny.

2
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 19 Amin'izao fotoagny izao da mibaribary gne asan'e filan'e nofo: fijangajangagny, fahalotoagny, fijejoagny, \v 20 fanompoan-tsampy, famosaviagny, fankahalagny, fifandiragny, fahasarotam-piaro, fipoahan'e fahavigniragny, fifandrafiagny, fisaraham-bazagny, fizarazaragny,\v 21 fialognagny, fahamamoagny, fagnakorontagnangny, da raha mitovy amin'izany.
Mampitandrigny anareo iao, ako efa nampitandremiko anareo taloha, fa tsy handova gne fanjakan'Andriamanitry indreo izay mampihatra io raha io.

1
05/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa gne vokatr'e Fagnahy da fitiavagny, fifaliagny, iadagnagny, faharetagny, hatsaram-pagnahy, fanaovan-tsoa, finoagny,\v 23 fahalemem-pagnahy, da fahafehezan-tegna; tsy misy lalagny manohitry raha mitovy amin'izany. \v 24 Indreo izay an'i Kristy Jesosy da efa nanombo gne toetry feno fahotagny niaraky tame fahafinaretagny izy ame filàgny.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Raha miagny ame Fagnahy antsika aleo handeha ame fagnahy agnaby. \v 26 Aoka isika tsy ho lasa mpieboebo, mifandrangitry, ary mifampialogny.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 5

View File

@ -1,4 +1,5 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -7,6 +8,8 @@ If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this wor
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> 8a569c7d9a7b37a26198260faf03600c8fed6406
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -34,4 +37,7 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 3d7ed9792733d39e778b499c9af0e5b805311dcd
=======
>>>>>>> 8a569c7d9a7b37a26198260faf03600c8fed6406

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Galatianina

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"LAPTOP-QI13TE04",
"MAD122"
"MAD122",
"MAD123"
],
"finished_chunks": [
"06-title",
@ -55,6 +56,27 @@
"03-15",
"03-19",
"03-23",
"03-27"
"03-27",
"02-title",
"05-title",
"05-01",
"05-03",
"05-05",
"05-09",
"05-11",
"05-13",
"05-16",
"05-19",
"05-22",
"05-25",
"02-01",
"02-03",
"02-06",
"02-09",
"02-11",
"02-13",
"02-15",
"02-17",
"02-20"
]
}