auto save

This commit is contained in:
MAD123 2020-01-20 01:56:07 -05:00 committed by root
parent f23c57e490
commit 619290cd43
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Fa ndre i Titosy, izay niaraky tamina izay Grika, da nodridrigny hoforagny. Niditry mangingigny io rahala sandoky mba hitsikilo e fahafahagny anagnanay ao amin'i Kristy Jesosy. Nagniry e hagnandevo anay indreo, fa tsy nety nagneky an'izany ndre ho fotoagny kidikidy iay, mba hipetrahan'e fahamarinan'e Filazantsara aminareo.
\v 3 Fa ndre i Titosy, izay niaraky tamina izay Grika, da nodridrigny hoforagny. \v 4 Niditry mangingigny io rahalà sandoky io mba hitsikilo e fahafahagny anagnanay ao amin'i Kristy Jesosy. Nagniry e hagnandevo anay indreo,\v 5 fa tsy nety nagneky an'izany ndre ho fotoagny kidikidy iay, mba hipetrahan'e fahamarinan'e Filazantsara aminareo.

View File

@ -1 +1 @@
Fa e noheverigny ho manan-ndanja(ndre ino ndre ino indreo da tsy da tsy mampagnino ana, Andriamanitry da tsy miangatry), zakaiko, izay heverigny ho manan-danja da tsy nagnampy ndre ino ndre ino tamina. Mifanohitry amin'izany, hitandreo fa nagnankinagny e Filazantsara ane tsy voafora iao. Ako e nagnankinan'i Petera e Filazantsara ame voafora. Fa Andriamanitry, izay niasa tao amin'i Petera ho ame maha-apostoly ho an'izay voafora, dia niasa tamina tatoa avakoa ho an'e Jentilisa. e
\v 6 \v 7 \v 8 Fa e noheverigny ho manan-ndanja(ndre ino ndre ino indreo da tsy da tsy mampagnino ana, Andriamanitry da tsy miangatry), zakaiko, izay heverigny ho manan-danja da tsy nagnampy ndre ino ndre ino tamina. Mifanohitry amin'izany, hitandreo fa nagnankinagny e Filazantsara ane tsy voafora iao. Ako e nagnankinan'i Petera e Filazantsara ame voafora. Fa Andriamanitry, izay niasa tao amin'i Petera ho ame maha-apostoly ho an'izay voafora, dia niasa tamina tatoa avakoa ho an'e Jentilisa. e

View File

@ -1 +1 @@
I Jakoba, Kefasy, da Jaona izay fantatry fa agnisan'e nagnorigny e Fiangonagny, rehefa nahalala e fahasoavagny izay omegny ana, da nagnome e tagna ankavanan'e fiombonagny ho anay am'i Barabasy indreo. Nanindreo izany mba ahafahandreo mandea ame Jentilisa agny, sady mba ahafahandreo mandea ame voafora. Nangataky fotsiny indreo mba ahatsiarovanay e mahantra, da e raha tiako anigny agnaby.
\v 9 \v 10 I Jakoba, Kefasy, da Jaona izay fantatry fa agnisan'e nagnorigny e Fiangonagny, rehefa nahalala e fahasoavagny izay omegny ana, da nagnome e tagna ankavanan'e fiombonagny ho anay am'i Barabasy indreo. Nanindreo izany mba ahafahandreo mandea ame Jentilisa agny, sady mba ahafahandreo mandea ame voafora. Nangataky fotsiny indreo mba ahatsiarovanay e mahantra, da e raha tiako anigny agnaby.