auto save
This commit is contained in:
parent
7d1c7e03d2
commit
4e35deed43
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 6 \v 7 \v 8 \v 9 Ako i Abrahama "nino an'Andriamanitry sady nisaigny ho fahamarinagny izany," da ako izany, fantaro, fa indreo izay amin'e finoagny da zanak'i Abrahama. Gne Soratry Masigny, nahita mialoha fa Andriamanitry hagnamarigny indreo Jentilisa amin'e finoagny, da nitory gne filazantsara mialoha tamin'i Abrahama, nizaka hoe: "Avy aminao gne hitahiagny gne firenegny rehetra." Koa, indreo izay amin'e finoagny da voatahy miaraky amin'i Abrahama, izay olon'e finoagny.
|
||||
\v 6 Ako i Abrahama "nino an'Andriamanitry sady nisaigny ho fahamarinagny izany," \v 7 da ako izany, fantaro, fa indreo izay amin'e finoagny da zanak'i Abrahama. \v 8 Gne Soratry Masigny, nahita mialoha fa Andriamanitry hagnamarigny indreo Jentilisa amin'e finoagny, da nitory gne filazantsara mialoha tamin'i Abrahama, nizaka hoe: "Avy aminao gne hitahiagny gne firenegny rehetra."\v 9 Koa, indreo izay amin'e finoagny da voatahy miaraky amin'i Abrahama, izay olon'e finoagny.
|
Loading…
Reference in New Issue