auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-01-20 04:15:52 -05:00 committed by root
parent f244b48380
commit 1abf3ddba3
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Sady talohan'ny gne nahatongavan'e finoagny, antsika da nitazomigny ho babo tambanin'gne lalagny, nigadraigny mandra-pisehoan'gne finoagny. Avy eo gne lalagny da lasa mpiambigny antsika nandra-piavian'i Kristy, mba ho voamarigny amin'e finoagny antsika. Fa izao da avy izany finoagny izany,
Sady talohan'ny gne nahatongavan'e finoagny, antsika da nitazomigny ho babo tambanin'gne lalagny, nigadraigny mandra-pisehoan'gne finoagny. Avy eo gne lalagny da lasa mpiambigny antsika nandra-piavian'i Kristy, mba ho voamarigny amin'e finoagny antsika. Fa izao da avy izany finoagny izany, ka tsy eo ambanin'e mpiambigny mitsy antsika. Fa anareo agnaby da zanak'Andriamanitra ao amin'e finoagny an'i Kristy