diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt new file mode 100644 index 0000000..471d308 --- /dev/null +++ b/04/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1Mizaka iao fa gne mpandova, raha mbola zaza izy, da mitovy ame andevo, ndre topmon'e raha agnaby aza izy. \v 2 Kanefa izy da eo ambany fahefandreo mpiambigny sy gne mpitahiry raha sarobidy Mandram-pahavin'e daty napetrak'i Abany. \ No newline at end of file diff --git a/04/03.txt b/04/03.txt new file mode 100644 index 0000000..005d6cb --- /dev/null +++ b/04/03.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 3 Da akô izay avakoa, antsika raha mbola zaza, da nandevozin'e lalàgny fitsipim-pianaragny am'izao tontolo izao.\v 4 Fa refa avy gne fahafenoan'e fotoagny, da nandefa e zanany Andriamanitry, izay naterak' e viavy, nateraky tambanin'e lalàgny.\v 5 Nagnano an'izany Izy mba hagnavotagny andreo izay ambanin'e lalàgny, amizay afaky mandray fananganagny ho zanaky antsika. \ No newline at end of file diff --git a/04/06.txt b/04/06.txt new file mode 100644 index 0000000..cc52edb --- /dev/null +++ b/04/06.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 6 Satria zanaky anareo, da nirahin'Andriamanitry ho ao am-pontsika gne Fagnahin'e Zanany, izay mangaiky hoe : "Aba, Ray." \v 7 Noho izany tsy andevo esana anao, fa zanaky, sady raha zanaky, da mpandova amign'alalan'Andriamanitry avakoa anao. \ No newline at end of file diff --git a/04/08.txt b/04/08.txt new file mode 100644 index 0000000..9ed0e28 --- /dev/null +++ b/04/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 8 Fa tamin'io fotoagny io, raha mbola anareo tsy nahalala an'Andriamanitry, da nanigny ho andevondreo izay, amin'e hery voajagnahary, da tsy Andriamanitry velively. \v 9 Fa Amin'izao anareo da lasa nahalala an'Andriamanitry, na koa hoe lalan'Andriamanitry anareo, da ino gne hiveregnanareo amin'e abidim-pianaragny malemy gne sady tsy misy dikany? Te ho andevozigny indraiky me anareo? \ No newline at end of file diff --git a/04/10.txt b/04/10.txt new file mode 100644 index 0000000..fa2a725 --- /dev/null +++ b/04/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 10 Mandiniky gne andro, izy am'gne volagny da gne vanimpotoagny sy gne taogny anareo! \v 11 Matahotry gn'aminareo aho sao da zava-poagny gn'asako taminareo. \ No newline at end of file diff --git a/04/12.txt b/04/12.txt new file mode 100644 index 0000000..4c137b0 --- /dev/null +++ b/04/12.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 12 Magnano azafady anareo iao, to rahalà magnamboara ako anà, satria iao avakoa da efa lasa akô anareo. Tsy Nagnano ratsy taminà anareo. \v 13 Kanefa lalanareo fa noho gne aretim-batako e nagnamboarako anareo gne filazantsara tame voalohany. \v 14 Ndre da ninday anareo tame fakam-pagnà e toe-batako, da tsy nagnano tsinotsino ndre nagniliky anà anareo. Fa noraisinareo ako gne anjelin'Andriamanitry avakoa iao, ako iao magniny i Kristy Jesosy. \ No newline at end of file diff --git a/04/15.txt b/04/15.txt new file mode 100644 index 0000000..e46f4d0 --- /dev/null +++ b/04/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 15 Noho izany, negnaia gne fahasoavanareo am'izao? Fa mijoro vavolombelogny aminareo iao fa, raha azonareo sady nomenareo anà izany. \v 16 Ka noho izany, efa lasa fahavalonareo me iao satria mizaka gne marigny aminareo? \ No newline at end of file diff --git a/04/17.txt b/04/17.txt new file mode 100644 index 0000000..369c209 --- /dev/null +++ b/04/17.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 17 Indreo da mazoto gne hitaogny anareo, fa tsy ame tsara. Fa te agnidy anareo agny ambadiky indreo, mba hanagnanareo zotom-po ho andreo. \v 18 Tsara avao e managny zotom-po ame tanjogny tsara, sady tsy refa miaraky aminareo avao iao. \ No newline at end of file diff --git a/04/19.txt b/04/19.txt new file mode 100644 index 0000000..c039ca4 --- /dev/null +++ b/04/19.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 19 Ô zanako, mbola mijaly amin'e fanaitaignan'e fiterahagny ho anareo indraiky iao mandra-piforon'i Kristy ao aminareo. \v 20 Magniry iao mba ho afaky miaraky aminareo amin'izao fotoagny izao sady agnova gne feoko, satria sahiran-tsaigny noho gne aminareo iao. \ No newline at end of file diff --git a/04/21.txt b/04/21.txt new file mode 100644 index 0000000..ea73ba9 --- /dev/null +++ b/04/21.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 21 Zakay aminà , anareo izay magniry ho eo ambanin'e lalàgny, kaiky tsy miteno e lalàgny me anareo? \v 22 Satria voasoratry fa i Abrahama da nanagnanaky roy lahy, e raiky avy ame andevo viavy da gne raiky avy ame viavy afaky.\v 23 Fa e raiky nateraky gne andevo viavy araky e nofotry, fa e raiky hafa da nateraky gne viavy tame zaka fampagnatenagny. \ No newline at end of file diff --git a/04/24.txt b/04/24.txt new file mode 100644 index 0000000..74e11e0 --- /dev/null +++ b/04/24.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 24 Da io raha io da azo rasaigny akô gne fagnoharagny, satria io viavy io da magnambara fagnekegny roy. Gne raiky amindreo da avy ame tendrombohitr'i Sinay sady niteraky zaza izay andevo izy. Izy io da i Hagara. \v 25 Sady i Hagara da magnaboaky gne tendrombohitr'i Sinay agny Arabia; sady magnambara an'i Jerosalema amin'izao fotoagny izao, satria nandevozigny niaraky tame zanany izy. \ No newline at end of file diff --git a/04/26.txt b/04/26.txt new file mode 100644 index 0000000..9fb3894 --- /dev/null +++ b/04/26.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 26 Fa i Jerosalema izay agny ambony da afaky, sady izy gne renintsika. \v 27 Satria voasoratry hoe: " Mifalia , anao izay momba tsy miteraky. Miantsoantsoa mafy sady magnamboara hiaky fifaliagny, anao izay tsy mijaly ame fanaintainan'e fiterahagny. Satria gne zanakin'e viavy izay nafoy da maro nohon'e viavy manambady." \ No newline at end of file diff --git a/04/28.txt b/04/28.txt new file mode 100644 index 0000000..e97247c --- /dev/null +++ b/04/28.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 28 Fa anareo, ro rahalà, akô i Isaka, da zanaky gne fampagnatenagny. \v 29 Tamin'izany fotoagny izany gn'olo izay teraky araky e nofotry da nagnenjiky izay teraky araky gne Fagnahy. Da akô izany avao gn'amin'izao fotoagny izao. \ No newline at end of file diff --git a/04/30.txt b/04/30.txt new file mode 100644 index 0000000..626dc2f --- /dev/null +++ b/04/30.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 30 Kanefa ino gne zakain'e soratra masigny? "Alefaso gne andevo viavy izy ame zananany lahy. Fa gne zanaky lahin'e andevo viavy da tsy hizara lova miaraky ame zanaky lahin'e viavy afaky." \v 31 Noho izany,rô rahalà, tsy zanakin'e andevo viavy itsika, fa zanakin'e viavy afaky. \ No newline at end of file diff --git a/04/title.txt b/04/title.txt new file mode 100644 index 0000000..db388dc --- /dev/null +++ b/04/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 4 \ No newline at end of file diff --git a/LICENSE.md b/LICENSE.md index b248aee..2f62dc0 100644 --- a/LICENSE.md +++ b/LICENSE.md @@ -1,6 +1,7 @@ <<<<<<< HEAD <<<<<<< HEAD <<<<<<< HEAD +<<<<<<< HEAD # License This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA. @@ -13,6 +14,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/). >>>>>>> 8a569c7d9a7b37a26198260faf03600c8fed6406 ======= >>>>>>> 54f02cfb769ca9d9f0e406d3c479fed412a23c6a +======= +>>>>>>> 2b4b1305df182a95122ff32385c795059d2df295 # License ## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0) @@ -42,8 +45,11 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material. <<<<<<< HEAD <<<<<<< HEAD +<<<<<<< HEAD >>>>>>> 3d7ed9792733d39e778b499c9af0e5b805311dcd ======= >>>>>>> 8a569c7d9a7b37a26198260faf03600c8fed6406 ======= >>>>>>> 54f02cfb769ca9d9f0e406d3c479fed412a23c6a +======= +>>>>>>> 2b4b1305df182a95122ff32385c795059d2df295 diff --git a/manifest.json b/manifest.json index de059a4..0f3e18e 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -36,7 +36,8 @@ "LAPTOP-QI13TE04", "MAD122", "MAD123", - "MAD124" + "MAD124", + "MAD125" ], "finished_chunks": [ "06-title", @@ -85,6 +86,21 @@ "01-13", "01-15", "01-18", - "01-21" + "01-21", + "04-title", + "04-01", + "04-03", + "04-06", + "04-08", + "04-10", + "04-12", + "04-15", + "04-17", + "04-19", + "04-21", + "04-24", + "04-26", + "04-28", + "04-30" ] } \ No newline at end of file