auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-01-20 07:09:25 -05:00 committed by root
parent c4b221dd3b
commit 0538aa25e1
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 Sady talohan'ny gne nahatongavan'e finoagny, antsika da nitazomigny ho babo tambanin'gne lalgny, nigadraigny mandra-pisehoan'gne finoagny.\v 24 Avy eo gne lalagny da lasa mpiambigny antsika nandra-piavian'i Kristy, mba ho voamarigny amin'e finoagny antsika.\v 25 Fa izao da avy izany finoagny izany, ka tsy eo ambanin'e mpiambigny mitsy antsika. \v 23 Fa anareo agnaby da zanak'Andriamanitra ao amin'e finoagny an'i Kristy Jesosy.
\v 26 Sady talohan'ny gne nahatongavan'e finoagny, antsika da nitazomigny ho babo tambanin'gne lalàgny, nigadraigny mandra-pisehoan'gne finoagny.\v 24 Avy eo gne lalàgny da lasa mpiambigny antsika nandra-piavian'i Kristy, mba ho voamarigny amin'e finoagny antsika.\v 25 Fa izao da avy izany finoagny izany, ka tsy eo ambanin'e mpiambigny mitsy antsika. \v 23 Fa anareo agnaby da zanak'Andriamanitra ao amin'e finoagny an'i Kristy Jesosy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 \v 29 Fa maro aminareo izay nanigny batisa tao amin'i Kristy, gne nandray an'i Kristy. Sady tsy misy mitsy gne Jiosy na Grika, gne andevo na olon'afaky, gne lela na viavy, fa raiky avao anareo ao amin'i Kristy. Ka raha an'i Kristy anareo, da taranak'i Abrahama, sady mpandova araky gne fampanantenagny anareo.
\v 27 Fa maro aminareo izay nanigny batisa tao amin'i Kristy, gne nandray an'i Kristy. \v 28 Sady tsy misy mitsy gne Jiosy na Grika, gne andevo na olon'afaky, gne lela na viavy, fa raiky avao anareo ao amin'i Kristy.\v 29 Ka raha an'i Kristy anareo, da taranak'i Abrahama, sady mpandova araky gne fampanantenagny anareo.