msh_zep_text_udb/03/14.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 14 Mihira, ry anaky ampelan'i Ziona! Mikora ry Israely. Miravoravoa sady mazotoa amin'ny fonao manontolo, ry anaky ampelan'i Jerosalema. \v 15 Nangalaky reo famaizanao Yaveh; nandroaky reo fahavalonao Ie! Yaveh ro mpanjakan'Israely eo aminao. Tsy hatahotsy gny raty sasy iha! \v 16 Amin'io andro io la nisafa amin'i Jerosalema rozy hoe:' Ka matahotsy, ry Ziona. Ka mamela gny tagnanao hangozohozo.