msh_zep_text_udb/02/15.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 15 Io lay tana niravoravoa zay niay tsy nisy tahotsy, zay nanao anakam-po taminy hoe;" Zaho ro Ie, sady tsy misy manahaky Ahy." ngo fa avy maharikoriko ie, toera natao mba handrian'ny biby. Zay iaby mandalo eo aminy la hisitrisitra sady hamokona gny totohondriny aminy.