msh_zep_text_udb/03/03.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 3 Liona romotsy eo agnivon'ny reo andrian-dahiny. Reo mpitsarany la alika lia amin'ny hariva zay tsy magnenga ndra ino ino mba ho hany gny maray. \v 4 Johary mahery loha voho mpamitaky reo mpaminany. Fa nanimbazimba zay masy voho nanao herisetra tamin'ny lalagna reo mpisorony.