msh_zep_text_udb/02/10.txt

1 line
334 B
Plaintext

\v 10 Io ro hihatsa amin'i Moaba voho Amona nohon'ny fireharehany, fotony nisafa raty voho nanaraby gny olon'i Yaveh Tompon'ny maro rozy. \v 11 Sady hatahotsy gnan'i Yaveh rozy, fotony hivola raty gny ndranagnahary iabin'ny tany Ie. Hanompo Azy gny olon-manontolo, gny olo iaby bakamin'ny toerany, bakamin'ny moron-tsiraky manontolo.