msh_zep_text_udb/02/06.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 6 Sady la ho lasa akata ho gnan'ireo mpiaraky aondry voho ho gnan'ny valan'aondry gny moron-tsiraky. \v 7 Reo faritsy amoron-tsiraky la ho gnan'ireo sisan'ny avorohotan'i Joda, zay hiaraky aondry aman'aosy ao. Ao amin'ny avorohotan'i Askelona ro handrian'ireo olon-drozy amin'ny hariva, fa Yaveh Ndranagnaharin-drozy ro hikarakara an-drozy hampimpoly gny fanagnany