msh_zep_text_udb/02/04.txt

1 line
330 B
Plaintext

\v 4 Fa i Gaza la ho lao, sady Askelona ho rava. Handroaka gnan'i Asdoda amin'ny mitatavovona rozy, sady hagnombotsy gnan'i Ekrona! \v 5 Loza ho gnan'ireo olo agny amoron-tsiraky, la gny firenenan'ireo Keretita! Fa nisafa nanohitsy gnanareo i Yaveh, ry Kanana, Tanin'ireo Filistina. Handringa gnanareo ambara-paharava gny olo Aho.