msh_zep_text_udb/02/01.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 1 Avorio gny vatanareo voho mitambara, ry firenena tsy manan-kegnatsy__ \v 2 tany mbo tsy mihatra gny lily sady tany mbo tsy miely manahaky gny akata gn'andro, tany mbo tsy avy aminareo gny firehetan'ny fahatezera maherin'i Yaveh, tany mbo tsy avy aminareo gny andron'ny fahatezeran'i Yaveh. \v 3 Mikatsaha gnan'i Yaveh, ry olomendriky iaby ambonin'ny tany zay mankato reo didiny! katsaho gny fahamarigna. Katsaho gny fanetren-tena, sady la mety ho voaharo nareo amin'ny andron'ny fahatezeran'i Yaveh.