msh_zep_text_udb/01/14.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 14 Fa marikitsy gny andro bevatan'i Yaveh, marikitsy sady mihamalaky tokoa! Gny feon'ny andron'i Yaveh la hanahaky gny mpialy mitaray mare!\v 15 Io andro iola ho andron'ny fahatezera, andron,ny fijalia voho faharava, andron,ny tafio-driovotsy voho fahafoagna, andron'ny fahamaiza voho fanjombonana, andron'ny rahona voho haizim-pito. \v 16 Io la ho andron'ny trompetra voho fanaira hanohitsy reo tana mimanda voho reo tilikambo abo.