msh_zep_text_udb/01/10.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 10 Ka amin'io andro io__ zao ro fagnambaran'i Yaveh__ fa hisy feo mitaray bakeo am-Bavahadin-kazandrano, fidradradradra bakeo amin'ny tana Ambany, sady fidaboha bevata bakamin'ireo havoa. \v 11 Midradradradra, ry olon'ny Maktesy, fa ho ringa reo mpandrato manontolo, ho lany ringa reo zay nivesatsy volafoty.