msh_zep_text_udb/01/01.txt

1 line
515 B
Plaintext

\v 1 Zao ro safan'i Yaveh zay avy tamin'i Zefania anaky lahin'i Kosy anaky lahin'i Gedalia anaky lahin'i Amaria anaky lahin'i Hezekia, tamin'ny andron'i Josia anaky lahin'i Amona, mpanjakan'ny Joda. \v 2 Hamotiky gny raha iaby tsy ho eo ambanin'ny velaran-tany tokoa Aho_io ro fagnambaran'i Yaveh. \v 3 Handringa gny olo voho gny biby Aho;handringa gny voron'ny lagnitsy voho gny fian-driaky Aho, ho eo amin'ireo raty fagnahy gny faharava. Fa haringako tsy ho eo agnabon,ny tany gny olo_io ro fagnambaran'i Yaveh.