msh_zep_text_reg/03/19.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 19 Ingo, Hifagnandry amin'ny mpampijaly gnanao iaby Aho. Amin'io fotoa io, hamonjy reo mandringa sady hamory reo noroahy Aho. Hataoko manahaky gny fidera rozy, sady hagnova gny hegnatsin-drozy ho laza manera gny tany Aho. \v 20 Amin'io fotoa io la hitariky gnanareo Aho; havoriko miaraky nareo . Hataoko magnaja voho mandrengy gnanareo reo firenena manontolo maneran-tany, lafa hitanareo fa nampimpoly gnanao amin'ny laoniny Aho," hoy Yaveh.