msh_zep_text_reg/03/09.txt

1 line
517 B
Plaintext

\v 9 Fa hagnome molotsy malio ho gnan'ny olo Aho bakeo, mba hikahia androzy iaby amin'ny agnaran'i Yaveh mba hanompo Ahy miaraky. \v 10 Bakagny andafin'ireo onin'i Etiopia reo mpidera Ahy__ gny oloko zay voaely__ ro handay reo fagnatitsy ho Ahy. \v 11 Amin'io andro io la tsy ho megnatsy amin'ny asa ratinareo iaby zay nataonareo tamiko nareo, fotony amin'io fotoa io la halako eo aminareo reo zay mankalaza gny fireharehanareo, sady fotony tsy hanao fihetsiky am-piavogna agny amin'ny tendrombohitsy masy sasy nareo.