\v 1 Loza ho gnan'ny tana mpikomy! Voaloto gny tana mahery loha. \v 2 Tsy nijanjy gny feonn-Dranagnahary ie, na nagnenky famaiza bakamin'i Yaveh. Tsy natoky gnan'i Yaveh sady tsy namonjy gnan-Dranagnahary ie.