msh_zep_text_reg/01/07.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 7 Ka misafa eo agnatrehan'i Yaveh Tompo! Fa fa marikitsy gny andron'i Yaveh, fa nagnoma fagnatitsy voho fa nanoka reo vahiny Ie. \v 8 " Io la hitranga amin'ny andron'ny soron'i Yaveh, hagnasazy reo andrian-dahy voho reo anaky mpanjaka, sady reo iaby manao fisikina vahiny Aho. \v 9 Amin'io andro io la hagnasazy reo zay mandinga gny tokona Aho, la reo zay mameno gny tragnon'ny tompony amin'ny heriloha voho fitaky.