1 line
329 B
Plaintext
1 line
329 B
Plaintext
\v 10 Sady lay johary zay nitsanga teo amin'ny hazo rotra namaly sady nisafa hoe:" Reo ro nalefan'i Yaveh mba hirenireny manera gny tany." \v 11 Namaly lay anjelin'i Yaveh zay nitsanga teo amin'ny hazo rotra rozy, hoy rozy taminy hoe:' Fa nirenireny nanera gny tany zahay; ingo, gny tany manontolo la mbo mipetraky voho mijano." |