msh_zec_text_udb/14/05.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 5 Bakeo iha handositsy hizotso gny lohasaha eo agnatrehan'ireo tendrombohitr'i Yaveh, fa gny lohasa eo agnelagnelan'ireo tendrombohitsy la hipaka hatragny Azela. Handositsy manahaky gny nandosiranao atmin'ny horohoron-tany tamin'ireo andron'i Ozia, mpanjakan'i Joda iha. La ho avy i yaveh Ndranagnahary sady hiaraky Aminy