msh_zec_text_udb/01/01.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 1 Tamy gny vola fahavalo tamin'ny tao faharoe nanjakan'i Dariosa, la avy tamin'i Zakaria anaky lahin'i Berekia anaky lahin'i Ido, mpaminany, gny safan'i Yaveh , nanao hoe:' \v 2 " Nasiaky mare tamin'ireo razambenao i Yaveh! \v 3 Lazao rozy hoe:' Zao ro lazain'i Yaveh Tompon'ny maro: Mitoliha Amiko!__ io ro fagnambaran'i Yaveh Tompon'ny maro__ la nitoliky aminareo Aho, hoy Yaveh Tompon'ny maro.