msh_zec_text_udb/11/15.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 15 Hoy Yaveh tamiko hoe:' Alao ho gnan'ny vatanao ndraiky gny fitaovan'ny mpiaraky aondry adala, \v 16 fa ingo, hametraky mpiaraky aondry eo amin'ny tany Aho. Tsy hiraharaha gny aondry maty ie. Tsy hila gny aondry tsobo ie, na koa hagnasitra gny arety mandringa. Tsy hamaha gny aondry zay salama ie, fa hihina gny nofon'ny aondry matavy voho hamiravira gny kitron'ireo.