msh_zec_text_udb/11/01.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 1 Vohao gny varavagnanao, ry Libanona mba handevognan'ny bolo gny Sederanao! \v 2 Misaogan, ry hazo Kypreso, fa nilavo gny hazo sedera! Reo abo la fa navory! Misaogna, nareo ry hazo terebintan'i Basana, fa ripaky gny ala mikotroky. \v 3 Midradradradra reo mpiaraky aondry, fa rava gny voninahin-drozy! Mierona gny feon'ny anaky gny liona, fa fa rava gny reharehan'ny Ony Jordana!