msh_zec_text_udb/02/01.txt

1 line
253 B
Plaintext

\v 1 Magnaraky gnan'io la nanandratsy gny masoko aho sady nahita johary niaraky tamin'ny taly fandrefesa tegny an-tagnany. \v 2 Hoy aho hoe:' Andeha ho aia iha?" La hoy ie tamiko hoe:' Handrefy gnan'i Jerosalema, hamaritsy gny sakany voho gny halavany."