auto save
This commit is contained in:
parent
115f972016
commit
f185ee18ed
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 16 Sady zao ro hiseho, zay iaby tavela ao amin'ireo firenena zay avy manohitsy gnan'i Jerosalema la hiakatsy isan-tao koa mba hidera gny mpanjaka, la i Yaveh Tompon'ny maro, sady hitandry firavoravoan'ny fialofa. \v 17 Laha tsy mandeha miakatsy ho agny Jerosalema mba hidera gnan'ilay mpanjaka, la i Yaveh Tompon'ny maro, gny olo bakam'ireo f
|
||||
\v 16 Sady zao ro hiseho, zay iaby tavela ao amin'ireo firenena zay avy manohitsy gnan'i Jerosalema la hiakatsy isan-tao koa mba hidera gny mpanjaka, la i Yaveh Tompon'ny maro, sady hitandry firavoravoan'ny fialofa. \v 17 Laha tsy mandeha miakatsy ho agny Jerosalema mba hidera gnan'ilay mpanjaka, la i Yaveh Tompon'ny maro, gny olo bakam'ireo firenena iabin'ny tany, la tsy handay ora amin-drozy i Yaveh. \v 18 Laha tsy miakatsy gny firenen'i Egypta, la tsy hahazo ora rozy. Hisy areti-mandringa bakamin'i Yaveh zay ham
|
Loading…
Reference in New Issue