auto save

This commit is contained in:
masikoro-002 2021-06-17 15:03:27 +03:00 committed by root
parent 6e298653af
commit 551a1d5767
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Ao nareo tsy hanahaky gny razambenareo zay nikahinareo mpaminany taloha, manao hoe:' Zao ro lazain'i Yaveh Tompon'ny maro:" Miala amin'ny lalan-dratinareo voho gny fampiharan-dratinareo!"
\v 4 Ao nareo tsy hanahaky gny razambenareo zay nikahinareo mpaminany taloha, manao hoe:' Zao ro lazain'i Yaveh Tompon'ny maro:" Miala amin'ny lalan-dratinareo voho gny fampiharan-dratinareo!" Fa tsy nahare rozy sady tsy niraharaha Ahy__ io ro fagnambaran'i Yaveh." \v 5 Reo razambenareo, aia rozy zay? Aia reo mpaminany, eto mandrakizay va rozy? \v 6 Fa reo safako voho reo lalako zay nandidiako gnan'ireo