msh_zec_text_reg/14/12.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 12 Zao ro ho loza zay hamelezan'i Yaveh gnan'ireo fokonolo manontolo nialy nanohitsy gnan'i Jerosalema: Gny nofon-drozy la ho lo ndra la mitsanga amin'ny tombony aza rozy. Gny mason-drozy la ho lo ao amin'ny lelan-tobon-drazy sady gny lelan-drozy ho lo ao am-bavan-drozy . \v 13 Amin'io andro io gny tahotsy bevata bakamin'i Yaveh la ho avy amin-drozy. Gny kirakiraiky la hitanjaky gny tagnan'ny hafa, sady gny tagnana'ny raiky la hisandratsy hamely gny tagnan'ny raiky hafa.