msh_zec_text_reg/14/03.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 3 Fa i Yaveh la hivola voho hialy amin'ireo firenena manahaky Azy lafa mialy amin'ny andron'ny aly. \v 4 amin'io andro io gny tombony la hitsanga eo agnabon'ny Tendrombohits'i Oliva, zay Tendrombohits'i Oliva la hisasaky roe sady ho sarahin'ny lohasaha bevata sady gny antsasaky gny tendrombohitsy la himpoly magnatriky gny avaratsy sady gny antsasany magnatriky gny antimo.