msh_zec_text_reg/14/01.txt

1 line
335 B
Plaintext

\v 1 Ingo! Ho avy gny andron'i Yaveh lafa hozara eo agnivonireo gny babonareo. \v 2 Fa havoriko hanohitsy gnan'i Jerosalema amin'ny aly gny firenena manontolo ka ho voababo gny tana. Reo tragno la ho voababo sady gny ampela ho voaola. Gny antsasaky gny tana la ho voababo, fa gny sisa tavela amin'ireo olo la tsy hala eo amin'ny tana.