msh_zec_text_reg/13/04.txt

1 line
473 B
Plaintext

\v 4 Amin'io andro io gny mpaminany kirakiraiky la ho megnatsy amin'ny fahitany lafa eo am-paminania ie. Reo mpaminany reo la tsy hanao siky voloina, mba hamitaha gny olo sasy. \v 5 Fa gny kirakiraiky hisafa hoe:' Tsy mpaminany aho! Johary miasa tany aho, fotony gny tany ro lasa asako laha mbo tovolahy aho!@' \v 6 Fa hisy olo raiky hisafa aminy hoe:" Ino reo ratra eo agnelagnelan'ireo sandrinao reo?" Naratsy niaraky tamin'ireo zay tao amin'ny tragnon'ireo namako aho."